-
Vetson'ny manina
(♫*`¯`*♫.`)(`.♫*`¯`*♫)‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗(♫*`¯`*♫ `)(`.♫*`¯`*♫)
(.♫(`.♫.`).♫`)‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗(.♫`(`.♫.`).♫)
("*")‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗'‗‗♪‗‗("*")
♫888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888♫EN COURS DE CONSTRUCTION
CELA VA PRENDRE BEAUCOUP DE TEMPS PATIENCE !!!!!!!!!!!!!!!!!
Ry mpandeha irony ô !
Ry mpandeha irony ô !
Mba lazao any
Izao sento tomany e !
Fa vetson’ny manina
Mba lazao any
Izao sento tomany e!
Fa vetson’ny maninaRy embona izany ô
Ry embona izany ô
Ambarambarao an’Ikaky sy Neny e !
Fa vetson’ny mania
Ambarambarao an’Ikaky sy Neny e !
Fa vetson’ny maniaRy kalon’ny fony ô !
Ry kalon’ny fony ô !
Ilazalazao zao havako izao e !
Fa manina aho izany
Ilazalazao zao havako izao e
Fa manina aho izanyRy olona mody
Ry olona mody
Efa hoavy izy hoe
Fa tsy tantiny intsony e
Ny vetson’ny mania
Efa hoavy izy hoe
Fa tsy tantiny intsony e
Ny vetson’ny maniaOooo
♫888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888888♫

Commentaires