๑۩۞۩๑ lllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll ♫ lllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll ๑۩۞۩๑
|
|
G A S I K A R A
Lyrics
--♫*`¯`*♫`). (`.♫*`¯`*♫--
(.♫`(`.♫.`). ♫)
("*")
♫
COUPLET I
--♫*`¯`*♫`). (`.♫*`¯`*♫--
(.♫`(`.♫.`). ♫)
("*")
♫
Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko
Taona maro tsy nojereko, tsy noheverako afa tsy ny amiko
Ka mirongatra tao anaty ny alahelo
Ka mila tsy ho tanty intsony
Gasikara malala, tany tsy manam-paharoa !
REFRAIN
--♫*`¯`*♫`). (`.♫*`¯`*♫--
(.♫`(`.♫.`). ♫)
("*")
♫
Tsy azo eritreretina ny lanjan’ny hery ao anatinao
Tany mamy tsy mety adino sy tsy foina na dia lavitra aza ianao
‘Lay Ray izay ao ambony be fitia no hitsilo ny lalanao
Ka hampiray sy hampitambatra antsika izy e !
Gasikara ô ! Gasikarako
Tany niaviako ianao ka tsy maintsy ho diaviko
Na lavitra aza anefa ny elanelan’ny any sy ny aty
Antenaiko fa mbola hihaona ihany isika e !
Gasikara ô ! Gasikarako
Tany niaviako ianao ka tsy maintsy ho diaviko
Na lavitra aza anefa ny elanelan’ny any sy ny aty
Antenaiko fa mbola hihaona ihany isika e !
♫
("*")
(.♫`(`.♫.`).♫)
--♫*`¯`*♫`).(`.♫*`¯`*♫--
[sodina]
| Rakoto Frah |
[instrumental]
¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤
COUPLET II
--♫*`¯`*♫`). (`.♫*`¯`*♫--
(.♫`(`.♫.`). ♫)
("*")
♫
Ianao dia tany tiako tena tiako ka tsy hatakaloko
Harenako sarobidy ary koa nahitako ireo havako
Ianao no nipoirako
Ary mbola hilevenako ihany koa
Gasikara malala, tany tsy manam-paharoa
REFRAIN
--♫*`¯`*♫`). (`.♫*`¯`*♫--
(.♫`(`.♫.`). ♫)
("*")
♫
Tsy azo eritreretina ny lanjan’ny hery ao anatinao
Tany mamy tsy mety adino sy tsy foina na dia lavitra aza ianao
‘Lay Ray izay ao ambony be fitia no hitsilo ny lalanao
Ka hampiray sy hampitambatra antsika izy e !
Gasikara ô ! Gasikarako
Nosy tenta tiako ianao ka tsy maintsy hiverenako
Na lavitra anefa ny elanelan’ny any sy ny aty
Antenaiko fa mbola hihanona ihany isika e !
Gasikara ô ! Gasikarako
Nosy tenta tiako ianao ka tsy maintsy hiverenako
Na lavitra anefa ny elanelan’ny any sy ny aty
Antenaiko fa mbola hihanona ihany isika e !
◊۞◊•●○lllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll○●•◊۞◊
๑۩۞۩๑ lllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll ♫ lllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll ๑۩۞۩๑