▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄
|
|
AFINDRAFINDRAO
Lyrics
(♫*`¯`*♫ `)♫(`.♫*`¯`*♫--
(.♫`(`.♫.`). ♫)
("*")
♫
Roy e roy e roy e ry lahy !
Midola tsy ketra'ketrak'ila
Midola tsy amin-tsavony mavo ranjo
Midola mitongom-baky « mauvais »
Mitari-pasika mody ka tsy tiako
Lazondazom-boakanzo nankalao ô !
Lazondazom-pitia nanadala e !
Tiavo ny havanao Ramatoa
F'izaho aza ariana sombiniaiko ô !
Eh ! Azy ny azy e !
Eh ! Azy ny azy e !
Eny veloma ihany 'zany havako 'zany
Eny veloma e !
Eny ekeko fa marina izany
Raha ianao no peratra
Izaho ratsan-tanana
Ianao no endriko
Izaho bikanao sombiniaiko ô !
Aza dia miavonavona ry kala ô !
Aza dia tsy miteny ho'aho ianareo ô !
Raha tsy tianareo anie aho
Atero eny antsasa-dàlana aho mba hody e !
Eh ! Azy ny azy e !
Eh ! Azy ny azy e !
Eny veloma ihany 'zany havako 'zany
Eny veloma e !
****
******
****
**
**
**
**
*......**......*
**......**......**
****.....**.....****
****************
**************
************
************
**************
****************
******************
******************
****************
**************
************
**********
[guitare]
Eny ekeko fa marina izany
Tohanako raha mihilana
Tohanako lantinoara
Ise kely raha mihilana
Tohanako latin-tsandry moramora e !
Eh ! Azy ny azy e !
Eh ! Azy ny azy e !
Eny veloma ihany 'zany havako 'zany
Eny veloma e !
Eny ekeko fa marina izany
Tranonay sy malala
Manao atsimo sy avaratra
Sioka tokana dia mivoaka
Kopa-damba dia lasa « rendez-vous »
Ondaondano kely anie aho ry patro
Fa marary ny an-dohako
Fa naninona no narary ?
Tsy niala vazo-boana ka narary e !
Eh ! Azy ny azy e !
Eh ! Azy ny azy e !
Eny veloma ihany 'zany havako 'zany
Eny veloma ô !
Eny veloma masina ny aty
Teny Antananarivo izahay
Arivo tratry ny taona
Tetsy Ambatonakanga izahay
Nahazo akanga nivady ô !
Ary teny Ambohimanga izahay
Namangy an' Ikaky sy INeny
Itondray tamotamo aho hotamotamoiko
Itondray sakarivo aho hoarivorivoiko
Paraky mahery izahay re
Ka tsy hohanin'olon-jejo
♫
("*")
(.♫`(`.♫.`). ♫)
(♫*`¯`*♫ `)♫(`.♫*`¯`*♫--
Auteur : RAZILINAH
Aujourd’hui plus qu’hier
Mais bien moins que demain
PASSEZ UNE TRÈS BONNE SOIRÉE.
▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄▀▄